plt_tn/dan/02/17.md

16 lines
323 B
Markdown

# tranony
Izany dia ilazana ny tranon'i Daniela
# izay niseho
"momba ny didin'ny mpanjaka"
# Namporisika azy ireo hitady famindram-po
"Nangataka azy ireo hitady famindram-po izy"
# mba tsy hamonoana azy sy azy ireo
DH: "mba tsy hamonoan'ny mpanjaka azy ireo" na "mba tsy hamonoan'ny mpiambina ny mpanjaka azy ireo."