plt_tn/dan/02/17.md

323 B

tranony

Izany dia ilazana ny tranon'i Daniela

izay niseho

"momba ny didin'ny mpanjaka"

Namporisika azy ireo hitady famindram-po

"Nangataka azy ireo hitady famindram-po izy"

mba tsy hamonoana azy sy azy ireo

DH: "mba tsy hamonoan'ny mpanjaka azy ireo" na "mba tsy hamonoan'ny mpiambina ny mpanjaka azy ireo."