# tranony Izany dia ilazana ny tranon'i Daniela # izay niseho "momba ny didin'ny mpanjaka" # Namporisika azy ireo hitady famindram-po "Nangataka azy ireo hitady famindram-po izy" # mba tsy hamonoana azy sy azy ireo DH: "mba tsy hamonoan'ny mpanjaka azy ireo" na "mba tsy hamonoan'ny mpiambina ny mpanjaka azy ireo."