plt_tn/dan/02/12.md

20 lines
618 B
Markdown

# tezitra sy tena vinitra
Ireo teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary mampisongadina ny hamafisan'ny hatezerany. DH: "tezitra tsy mampino"
# ireo rehetra any Babylona
"ny lehilahy rehetra any Babylona"
# Koa nivoaka ny lalàna
Ny lalàna dia nilazana toy ny hoe afaka nivelona sy afaka namoaka ny tenany izy. DH: "Ka namoaka didy ny mpanjaka" na "Ka nanome didy ny mpanjaka"
# ireo rehetra izay fantatra tamin'ny fahendren'izy ireo dia hovonoina
DH: "Natao hamono ny lehilahy rehetra izay fantatra noho ny fahendreny ireo miaramila."
# mba hahafahana mamono azy ireo
DH: "Mba hamonoana azy ireo"