plt_tn/dan/02/12.md

618 B

tezitra sy tena vinitra

Ireo teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary mampisongadina ny hamafisan'ny hatezerany. DH: "tezitra tsy mampino"

ireo rehetra any Babylona

"ny lehilahy rehetra any Babylona"

Koa nivoaka ny lalàna

Ny lalàna dia nilazana toy ny hoe afaka nivelona sy afaka namoaka ny tenany izy. DH: "Ka namoaka didy ny mpanjaka" na "Ka nanome didy ny mpanjaka"

ireo rehetra izay fantatra tamin'ny fahendren'izy ireo dia hovonoina

DH: "Natao hamono ny lehilahy rehetra izay fantatra noho ny fahendreny ireo miaramila."

mba hahafahana mamono azy ireo

DH: "Mba hamonoana azy ireo"