# tezitra sy tena vinitra Ireo teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary mampisongadina ny hamafisan'ny hatezerany. DH: "tezitra tsy mampino" # ireo rehetra any Babylona "ny lehilahy rehetra any Babylona" # Koa nivoaka ny lalàna Ny lalàna dia nilazana toy ny hoe afaka nivelona sy afaka namoaka ny tenany izy. DH: "Ka namoaka didy ny mpanjaka" na "Ka nanome didy ny mpanjaka" # ireo rehetra izay fantatra tamin'ny fahendren'izy ireo dia hovonoina DH: "Natao hamono ny lehilahy rehetra izay fantatra noho ny fahendreny ireo miaramila." # mba hahafahana mamono azy ireo DH: "Mba hamonoana azy ireo"