plt_tn/dan/02/07.md

16 lines
516 B
Markdown

# Aoka ny mpanjaka hilaza aminay
Ireo olon-kendry dia niresaka tamin'ny mpanjaka tamim-panajana.
# hitanareo fa tena entitra ny fanapaha-kevitro momba izany
Ny fanapahan-kevitra izay tsy miova dia nolazaina ho toy ny zavatra hentitra. DH: "Hitanareo fa tsy naova ny fanapahan-kevitro momba izany aho."
# iray ihany ny teniko ho anareo
"iray ihany ny sazy ho anareo."
# teny diso sy fitaka
Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mifanakaikikaiky ary mampisongadina fa ireo dia "lainga natao hamitahana"