# Aoka ny mpanjaka hilaza aminay Ireo olon-kendry dia niresaka tamin'ny mpanjaka tamim-panajana. # hitanareo fa tena entitra ny fanapaha-kevitro momba izany Ny fanapahan-kevitra izay tsy miova dia nolazaina ho toy ny zavatra hentitra. DH: "Hitanareo fa tsy naova ny fanapahan-kevitro momba izany aho." # iray ihany ny teniko ho anareo "iray ihany ny sazy ho anareo." # teny diso sy fitaka Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mifanakaikikaiky ary mampisongadina fa ireo dia "lainga natao hamitahana"