plt_tn/dan/02/07.md

516 B

Aoka ny mpanjaka hilaza aminay

Ireo olon-kendry dia niresaka tamin'ny mpanjaka tamim-panajana.

hitanareo fa tena entitra ny fanapaha-kevitro momba izany

Ny fanapahan-kevitra izay tsy miova dia nolazaina ho toy ny zavatra hentitra. DH: "Hitanareo fa tsy naova ny fanapahan-kevitro momba izany aho."

iray ihany ny teniko ho anareo

"iray ihany ny sazy ho anareo."

teny diso sy fitaka

Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mifanakaikikaiky ary mampisongadina fa ireo dia "lainga natao hamitahana"