plt_tn/dan/02/05.md

12 lines
388 B
Markdown

# Efa nilamina izany raharaha izany
Azo atao izany hoe DH: "Efa nanapa-kevitra ny amin'izay hatao momba izany raharaha izany aho"
# ho potikapotika ny vatanareo ary ireo tranonareo hatao korotam-pako
DH: "Handidy ireo miaramilako handrotindrotika ny tenanareo aho ary hanao ny tranonareo ho korotam-pako."
# hahazo fanomezana avy amiko ianareo
DH: "Hanome fanomezana ho anareo aho."