plt_tn/dan/02/05.md

388 B

Efa nilamina izany raharaha izany

Azo atao izany hoe DH: "Efa nanapa-kevitra ny amin'izay hatao momba izany raharaha izany aho"

ho potikapotika ny vatanareo ary ireo tranonareo hatao korotam-pako

DH: "Handidy ireo miaramilako handrotindrotika ny tenanareo aho ary hanao ny tranonareo ho korotam-pako."

hahazo fanomezana avy amiko ianareo

DH: "Hanome fanomezana ho anareo aho."