# Efa nilamina izany raharaha izany Azo atao izany hoe DH: "Efa nanapa-kevitra ny amin'izay hatao momba izany raharaha izany aho" # ho potikapotika ny vatanareo ary ireo tranonareo hatao korotam-pako DH: "Handidy ireo miaramilako handrotindrotika ny tenanareo aho ary hanao ny tranonareo ho korotam-pako." # hahazo fanomezana avy amiko ianareo DH: "Hanome fanomezana ho anareo aho."