plt_tn/dan/02/03.md

632 B

ny saiko dia mitebiteby

Eto ny hoe "saina" dia ilazana ny mpanjaka ihany. DH: "Mitebiteby aho"

mitebiteby

"Mihorohoro"

Aramiana

Io no fiteny izay iresahan'ny vahoaka Babyloniana.

Ry mpanjaka,ho velona mandrakizay!

Niteny an'io angamba ireo lehilahy mba haneho amin'ny mpanjaka fa tsara fanahy taminy izy ireo. DH: "Ry mpanjaka, manantena izahay fa ho velona mandrakizay ianao!"

aminay mpanomponao

Miantso ny tenan'izy ireo ho mpanompon'ny mpanjaka ireo lehilahy mba hampisehoana fanajana azy.

izahay hanambara

Eto ny teny hoe "izahay" dia ilazana ireo lehilahy izay niresahan'ny mpanjaka ankoatra ny mpanjaka