plt_tn/dan/02/03.md

24 lines
632 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny saiko dia mitebiteby
Eto ny hoe "saina" dia ilazana ny mpanjaka ihany. DH: "Mitebiteby aho"
# mitebiteby
"Mihorohoro"
# Aramiana
Io no fiteny izay iresahan'ny vahoaka Babyloniana.
# Ry mpanjaka,ho velona mandrakizay!
Niteny an'io angamba ireo lehilahy mba haneho amin'ny mpanjaka fa tsara fanahy taminy izy ireo. DH: "Ry mpanjaka, manantena izahay fa ho velona mandrakizay ianao!"
# aminay mpanomponao
Miantso ny tenan'izy ireo ho mpanompon'ny mpanjaka ireo lehilahy mba hampisehoana fanajana azy.
# izahay hanambara
Eto ny teny hoe "izahay" dia ilazana ireo lehilahy izay niresahan'ny mpanjaka ankoatra ny mpanjaka