# ny saiko dia mitebiteby Eto ny hoe "saina" dia ilazana ny mpanjaka ihany. DH: "Mitebiteby aho" # mitebiteby "Mihorohoro" # Aramiana Io no fiteny izay iresahan'ny vahoaka Babyloniana. # Ry mpanjaka,ho velona mandrakizay! Niteny an'io angamba ireo lehilahy mba haneho amin'ny mpanjaka fa tsara fanahy taminy izy ireo. DH: "Ry mpanjaka, manantena izahay fa ho velona mandrakizay ianao!" # aminay mpanomponao Miantso ny tenan'izy ireo ho mpanompon'ny mpanjaka ireo lehilahy mba hampisehoana fanajana azy. # izahay hanambara Eto ny teny hoe "izahay" dia ilazana ireo lehilahy izay niresahan'ny mpanjaka ankoatra ny mpanjaka