plt_tn/dan/02/01.md

550 B

Tamin'ny taona faharoa

"Ao anatin'ny roa taona"

nanofy izy

"nanofy i Nebokadnezara"

Nihorohoro ny sainy

Eto ny hoe "saina" dia ilazana ireo eritreriny. DH: "Nampikorontana azy ny eritreriny."

sy afa-natory izy

Ny fihorohoroan'ny eritreriny dia nampisoroka azy tamin'ny torimasony. DH: "ka dia tsy afaka natory izy"

Ary nampiantso ireo ombiasy ny mpanjaka

"Ary niantso ireo ombiasy ny mpanjaka."

ny maty

"Ireo olona efa maty"

niditra izy ireo

"Niditra teo amin'ny lapa izy ireo"

nijoro teo anolohana

"nijoro nanolohana"