# Tamin'ny taona faharoa "Ao anatin'ny roa taona" # nanofy izy "nanofy i Nebokadnezara" # Nihorohoro ny sainy Eto ny hoe "saina" dia ilazana ireo eritreriny. DH: "Nampikorontana azy ny eritreriny." # sy afa-natory izy Ny fihorohoroan'ny eritreriny dia nampisoroka azy tamin'ny torimasony. DH: "ka dia tsy afaka natory izy" # Ary nampiantso ireo ombiasy ny mpanjaka "Ary niantso ireo ombiasy ny mpanjaka." # ny maty "Ireo olona efa maty" # niditra izy ireo "Niditra teo amin'ny lapa izy ireo" # nijoro teo anolohana "nijoro nanolohana"