plt_tn/dan/02/01.md

32 lines
550 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tamin'ny taona faharoa
"Ao anatin'ny roa taona"
# nanofy izy
"nanofy i Nebokadnezara"
# Nihorohoro ny sainy
Eto ny hoe "saina" dia ilazana ireo eritreriny. DH: "Nampikorontana azy ny eritreriny."
# sy afa-natory izy
Ny fihorohoroan'ny eritreriny dia nampisoroka azy tamin'ny torimasony. DH: "ka dia tsy afaka natory izy"
# Ary nampiantso ireo ombiasy ny mpanjaka
"Ary niantso ireo ombiasy ny mpanjaka."
# ny maty
"Ireo olona efa maty"
# niditra izy ireo
"Niditra teo amin'ny lapa izy ireo"
# nijoro teo anolohana
"nijoro nanolohana"