plt_tn/dan/01/19.md

712 B

Niresaka tamin'izy ireo ny mpanjaka

Niresaka tamin'ireo "zatovo lahy efatra" ny mpanjaka.

tsy nisy tahaka an'i Daniela, Hanania, Misaela ary Azaria tao amin'ny vondrona iray manontolo

Afaka lazaina amin'ny fomba tsara izany. DH: "Daniela, Hanania, Misaela, sy Azaria dia nisarika azy kokoa noho ny olona hafa tamin'ny vondrona manontolo."

Daniela, Hanania, Misaela ary Azaria

Anaran-dehilahy ireo. Jereo hoe ahoana no nandikanao ireo anarana ireo ao amin'ny 1:6

avo folo heny kokoa mihoatra

Eto ny hoe "avo folo heny" dia fanitarana maneho hatsarana lehibe. DH: "tsara lavitra"

ny taona voalohany nanjakan'ny mpanjaka Kirosy

"ny taona voalohany izay nanapahan'i Kirosy Mpanjaka an'i Babylona"