plt_tn/dan/01/19.md

20 lines
712 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Niresaka tamin'izy ireo ny mpanjaka
Niresaka tamin'ireo "zatovo lahy efatra" ny mpanjaka.
# tsy nisy tahaka an'i Daniela, Hanania, Misaela ary Azaria tao amin'ny vondrona iray manontolo
Afaka lazaina amin'ny fomba tsara izany. DH: "Daniela, Hanania, Misaela, sy Azaria dia nisarika azy kokoa noho ny olona hafa tamin'ny vondrona manontolo."
# Daniela, Hanania, Misaela ary Azaria
Anaran-dehilahy ireo. Jereo hoe ahoana no nandikanao ireo anarana ireo ao amin'ny 1:6
# avo folo heny kokoa mihoatra
Eto ny hoe "avo folo heny" dia fanitarana maneho hatsarana lehibe. DH: "tsara lavitra"
# ny taona voalohany nanjakan'ny mpanjaka Kirosy
"ny taona voalohany izay nanapahan'i Kirosy Mpanjaka an'i Babylona"