# Niresaka tamin'izy ireo ny mpanjaka Niresaka tamin'ireo "zatovo lahy efatra" ny mpanjaka. # tsy nisy tahaka an'i Daniela, Hanania, Misaela ary Azaria tao amin'ny vondrona iray manontolo Afaka lazaina amin'ny fomba tsara izany. DH: "Daniela, Hanania, Misaela, sy Azaria dia nisarika azy kokoa noho ny olona hafa tamin'ny vondrona manontolo." # Daniela, Hanania, Misaela ary Azaria Anaran-dehilahy ireo. Jereo hoe ahoana no nandikanao ireo anarana ireo ao amin'ny 1:6 # avo folo heny kokoa mihoatra Eto ny hoe "avo folo heny" dia fanitarana maneho hatsarana lehibe. DH: "tsara lavitra" # ny taona voalohany nanjakan'ny mpanjaka Kirosy "ny taona voalohany izay nanapahan'i Kirosy Mpanjaka an'i Babylona"