plt_tn/dan/01/03.md

1.0 KiB

niresaka ny mpanjaka

Inty dia ilazana an'i Nebokadnezara.

Aspenaza

Inty no lehiben'ny manam-pahefana.

ambony firazanana

Izany no kilasy ara-tsosialy ambony indrindra.

tsy misy kilema

Ireo teny manana hevi-dratsy roa ireo miaraka dia mampisongadina hevitra tsara. DH: "miaraka amin'ny fahitana tonga lafatra."

feno fahalalana sy fahazavan-tsaina

Fomba fiteny izany. Midika izany fa mahafantatra be izy ireo ary afaka mandrindra sy mampiasa ireo fampahafantarana ireo.

lapan'ny mpanjaka

Trano lehibe izany na trano izay onenan'ny mpanjaka.

Izy dia hampianatra azy ireo

"Aspenaza dia tsy maintsy nampianatra azy ireo."

Nanisan'ny mpanjaka izy ireo

Ireo manam-pahefan'ny mpanjaka no nanao io asa io ho azy. DH: "Nanisan'ireo manam-pahefan'ny mpanjaka izy ireo"

ireo haniny

Sakafo miavaka, vitsy, tsara izay hanin'ny mpanjaka.

Ireo zatovo lahy ireo dia nampihofanina

Afaka atao tso-drafitra izany. DH: "I Aspenaza dia tokony nanmpiofana ireo zatovo lahy ireo."

nampihofanina

"nampianatra fahaiza-manao"