plt_tn/dan/01/03.md

44 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# niresaka ny mpanjaka
Inty dia ilazana an'i Nebokadnezara.
# Aspenaza
Inty no lehiben'ny manam-pahefana.
# ambony firazanana
Izany no kilasy ara-tsosialy ambony indrindra.
# tsy misy kilema
Ireo teny manana hevi-dratsy roa ireo miaraka dia mampisongadina hevitra tsara. DH: "miaraka amin'ny fahitana tonga lafatra."
# feno fahalalana sy fahazavan-tsaina
Fomba fiteny izany. Midika izany fa mahafantatra be izy ireo ary afaka mandrindra sy mampiasa ireo fampahafantarana ireo.
# lapan'ny mpanjaka
Trano lehibe izany na trano izay onenan'ny mpanjaka.
# Izy dia hampianatra azy ireo
"Aspenaza dia tsy maintsy nampianatra azy ireo."
# Nanisan'ny mpanjaka izy ireo
Ireo manam-pahefan'ny mpanjaka no nanao io asa io ho azy. DH: "Nanisan'ireo manam-pahefan'ny mpanjaka izy ireo"
# ireo haniny
Sakafo miavaka, vitsy, tsara izay hanin'ny mpanjaka.
# Ireo zatovo lahy ireo dia nampihofanina
Afaka atao tso-drafitra izany. DH: "I Aspenaza dia tokony nanmpiofana ireo zatovo lahy ireo."
# nampihofanina
"nampianatra fahaiza-manao"