# niresaka ny mpanjaka Inty dia ilazana an'i Nebokadnezara. # Aspenaza Inty no lehiben'ny manam-pahefana. # ambony firazanana Izany no kilasy ara-tsosialy ambony indrindra. # tsy misy kilema Ireo teny manana hevi-dratsy roa ireo miaraka dia mampisongadina hevitra tsara. DH: "miaraka amin'ny fahitana tonga lafatra." # feno fahalalana sy fahazavan-tsaina Fomba fiteny izany. Midika izany fa mahafantatra be izy ireo ary afaka mandrindra sy mampiasa ireo fampahafantarana ireo. # lapan'ny mpanjaka Trano lehibe izany na trano izay onenan'ny mpanjaka. # Izy dia hampianatra azy ireo "Aspenaza dia tsy maintsy nampianatra azy ireo." # Nanisan'ny mpanjaka izy ireo Ireo manam-pahefan'ny mpanjaka no nanao io asa io ho azy. DH: "Nanisan'ireo manam-pahefan'ny mpanjaka izy ireo" # ireo haniny Sakafo miavaka, vitsy, tsara izay hanin'ny mpanjaka. # Ireo zatovo lahy ireo dia nampihofanina Afaka atao tso-drafitra izany. DH: "I Aspenaza dia tokony nanmpiofana ireo zatovo lahy ireo." # nampihofanina "nampianatra fahaiza-manao"