plt_tn/dan/01/01.md

28 lines
927 B
Markdown

# Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona
Izany dia ilazana an'i Nebokadnerana sy ireo miaramilany, fa tsy Nebokadnezara irery. DH: "miaramilan'i Nebokadnezara" na "Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona sy ireo miaramilany"
# mba hanapaka ny famatsiana rehetra ho an'izany
"mba hampitsahatra ny vahoaka amin'ny fandraisana ireo famatsiana."
# Joaikima mpanjakan'ny Joda
Izany dia ilazana an'i Joiakima sy ireo miaramilany, fa tsy Joiakima irery. DH: "ny tafik'i Joiakima mpanjakan'i Joda"
# nanome azy
I Joiakima nanome an'i Nebokadnezara.
# Nitondra izy... napetrany
Na dia tsy nataon'i Nebokadnezara irery aza ireo zavatra ireo, dia mety ho moramora kokoa amin'ny mpamaky ny mitazona ny mpisolo tena manondro olona iray.
# Nitondra ireo
Eto ny hoe "ireo" dia mety hilazana an'i Joiakima sy ireo gadrany, tahaka ireo zavatra masina.
# fitoeran-drakitry ny andriamaniny
Inty dia fihetsim-panolora-tena ho an'andriamaniny.