plt_tn/dan/01/01.md

927 B

Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona

Izany dia ilazana an'i Nebokadnerana sy ireo miaramilany, fa tsy Nebokadnezara irery. DH: "miaramilan'i Nebokadnezara" na "Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona sy ireo miaramilany"

mba hanapaka ny famatsiana rehetra ho an'izany

"mba hampitsahatra ny vahoaka amin'ny fandraisana ireo famatsiana."

Joaikima mpanjakan'ny Joda

Izany dia ilazana an'i Joiakima sy ireo miaramilany, fa tsy Joiakima irery. DH: "ny tafik'i Joiakima mpanjakan'i Joda"

nanome azy

I Joiakima nanome an'i Nebokadnezara.

Nitondra izy... napetrany

Na dia tsy nataon'i Nebokadnezara irery aza ireo zavatra ireo, dia mety ho moramora kokoa amin'ny mpamaky ny mitazona ny mpisolo tena manondro olona iray.

Nitondra ireo

Eto ny hoe "ireo" dia mety hilazana an'i Joiakima sy ireo gadrany, tahaka ireo zavatra masina.

fitoeran-drakitry ny andriamaniny

Inty dia fihetsim-panolora-tena ho an'andriamaniny.