# Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona Izany dia ilazana an'i Nebokadnerana sy ireo miaramilany, fa tsy Nebokadnezara irery. DH: "miaramilan'i Nebokadnezara" na "Nebokadnezara mpanjakan'i Babylona sy ireo miaramilany" # mba hanapaka ny famatsiana rehetra ho an'izany "mba hampitsahatra ny vahoaka amin'ny fandraisana ireo famatsiana." # Joaikima mpanjakan'ny Joda Izany dia ilazana an'i Joiakima sy ireo miaramilany, fa tsy Joiakima irery. DH: "ny tafik'i Joiakima mpanjakan'i Joda" # nanome azy I Joiakima nanome an'i Nebokadnezara. # Nitondra izy... napetrany Na dia tsy nataon'i Nebokadnezara irery aza ireo zavatra ireo, dia mety ho moramora kokoa amin'ny mpamaky ny mitazona ny mpisolo tena manondro olona iray. # Nitondra ireo Eto ny hoe "ireo" dia mety hilazana an'i Joiakima sy ireo gadrany, tahaka ireo zavatra masina. # fitoeran-drakitry ny andriamaniny Inty dia fihetsim-panolora-tena ho an'andriamaniny.