plt_tn/amo/06/03.md

28 lines
607 B
Markdown

# Mampanakaiky ny seza fiandrianan'ny herisetra
"Fihetsika mahatonga an'Andriamanitra hitondra olona matanjaka mba hitsara anao"
# Fiandrianan'ny herisetra
"Fanjakan'ny fahavalo maherisetra"
# Mandry ... mitsotsotra
Mipetraka eo amin'ny lambanana amin'ny fipetrahana tsotra ireo Israelita isaky ny hisakafo tamin'izany fotoana izany.
# Am-pandriana ivory
"Fandriana ivory ao amin'izy ireo mba ahafahan'izy ireo mitazana tsara" na "fandriana lafo vidy"
# Ivory
Nify sy tandrok'ireo biby lehibe
# Farafara
"Mitsilailay toy ny olona tsisy hatao"
# Seza lava
Fanaka lava ampy hitsorana eo amboniny