plt_tn/amo/06/03.md

607 B

Mampanakaiky ny seza fiandrianan'ny herisetra

"Fihetsika mahatonga an'Andriamanitra hitondra olona matanjaka mba hitsara anao"

Fiandrianan'ny herisetra

"Fanjakan'ny fahavalo maherisetra"

Mandry ... mitsotsotra

Mipetraka eo amin'ny lambanana amin'ny fipetrahana tsotra ireo Israelita isaky ny hisakafo tamin'izany fotoana izany.

Am-pandriana ivory

"Fandriana ivory ao amin'izy ireo mba ahafahan'izy ireo mitazana tsara" na "fandriana lafo vidy"

Ivory

Nify sy tandrok'ireo biby lehibe

Farafara

"Mitsilailay toy ny olona tsisy hatao"

Seza lava

Fanaka lava ampy hitsorana eo amboniny