# Mampanakaiky ny seza fiandrianan'ny herisetra "Fihetsika mahatonga an'Andriamanitra hitondra olona matanjaka mba hitsara anao" # Fiandrianan'ny herisetra "Fanjakan'ny fahavalo maherisetra" # Mandry ... mitsotsotra Mipetraka eo amin'ny lambanana amin'ny fipetrahana tsotra ireo Israelita isaky ny hisakafo tamin'izany fotoana izany. # Am-pandriana ivory "Fandriana ivory ao amin'izy ireo mba ahafahan'izy ireo mitazana tsara" na "fandriana lafo vidy" # Ivory Nify sy tandrok'ireo biby lehibe # Farafara "Mitsilailay toy ny olona tsisy hatao" # Seza lava Fanaka lava ampy hitsorana eo amboniny