plt_tn/amo/04/08.md

20 lines
436 B
Markdown

# Nampahory anareo tamin'ny fahamainan'ny voly sy ny bobongolo aho
"Indraindray aho nanome anareo erika ary indraindray nanome orana be dia be ihany koa"
# Fahamainana
Aretina mahamaina sy mamono ny voly
# Bobongolo
Voa ratsy izay nijanona tamin'ny mando ela loatra
# Tsy niverina tamiko ianareo
Adikao tahakan'ny ao amin'ny 4:6 ireo teny ireo.
# Fanambaran'i Yaveh
Adikao tahakan'ny nataonareo ao amin'ny 2:11 ireo teny ireo.