# Nampahory anareo tamin'ny fahamainan'ny voly sy ny bobongolo aho "Indraindray aho nanome anareo erika ary indraindray nanome orana be dia be ihany koa" # Fahamainana Aretina mahamaina sy mamono ny voly # Bobongolo Voa ratsy izay nijanona tamin'ny mando ela loatra # Tsy niverina tamiko ianareo Adikao tahakan'ny ao amin'ny 4:6 ireo teny ireo. # Fanambaran'i Yaveh Adikao tahakan'ny nataonareo ao amin'ny 2:11 ireo teny ireo.