plt_tn/amo/04/08.md

436 B

Nampahory anareo tamin'ny fahamainan'ny voly sy ny bobongolo aho

"Indraindray aho nanome anareo erika ary indraindray nanome orana be dia be ihany koa"

Fahamainana

Aretina mahamaina sy mamono ny voly

Bobongolo

Voa ratsy izay nijanona tamin'ny mando ela loatra

Tsy niverina tamiko ianareo

Adikao tahakan'ny ao amin'ny 4:6 ireo teny ireo.

Fanambaran'i Yaveh

Adikao tahakan'ny nataonareo ao amin'ny 2:11 ireo teny ireo.