plt_tn/act/27/21.md

512 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Niresaka tamin'ireo tantsambo tao amin'ilay sambo i Paoly.

Rehefa lasa lavitra tsy nisy sakafo izy ireo,

Eto ny "izy ireo" dia manondro ireo tantsambo. Midika izany fa tsy nihinan-kanina mihitsy i Lioka sy Paoly ary ireo niaraka taminy. DH: "Efa ela izahay no tsy nihinan-kanina"

ho tratran'izao faharatrana sy fatiantoka izao

Niresaka tamin'ny tantsambo i Paoly. Izany dia midika fa tsy ho faty i Paoly sy ireo miaraka taminy. AT: "tsy hisy ho faty izany amintsika"