# Fampifandraisana ny foto-kevitra Niresaka tamin'ireo tantsambo tao amin'ilay sambo i Paoly. # Rehefa lasa lavitra tsy nisy sakafo izy ireo, Eto ny "izy ireo" dia manondro ireo tantsambo. Midika izany fa tsy nihinan-kanina mihitsy i Lioka sy Paoly ary ireo niaraka taminy. DH: "Efa ela izahay no tsy nihinan-kanina" # ho tratran'izao faharatrana sy fatiantoka izao Niresaka tamin'ny tantsambo i Paoly. Izany dia midika fa tsy ho faty i Paoly sy ireo miaraka taminy. AT: "tsy hisy ho faty izany amintsika"