plt_tn/act/27/21.md

12 lines
512 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Niresaka tamin'ireo tantsambo tao amin'ilay sambo i Paoly.
# Rehefa lasa lavitra tsy nisy sakafo izy ireo,
Eto ny "izy ireo" dia manondro ireo tantsambo. Midika izany fa tsy nihinan-kanina mihitsy i Lioka sy Paoly ary ireo niaraka taminy. DH: "Efa ela izahay no tsy nihinan-kanina"
# ho tratran'izao faharatrana sy fatiantoka izao
Niresaka tamin'ny tantsambo i Paoly. Izany dia midika fa tsy ho faty i Paoly sy ireo miaraka taminy. AT: "tsy hisy ho faty izany amintsika"