plt_tn/act/23/34.md

24 lines
688 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny "izy"voalohany sy faharoa dia manondro ny Governora Feliksa, ary ny "izaho" dia manondro an'i Paoly, ny "izy" farany dia manondro an'i Governora Feliksa.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny teny hoe: "anao"dia manondro an'i Paoly.
# nanontany ny faritany izay niavian' i Paoly izy
DH: "nanontany an'i Paoly izy, 'Avy amin'ny faritany aiza ianao?"
# Rehefa fantany fa avy any Kilikia izy, 35dia niteny hoe:
DH: "Hoy i Paoly hoe: 'Avy any Kilikia aho'. Avy eo dia hoy ny Governora"
# Izaho dia haheno tanteraka anao
"Ho henoiko izay lazainao rehetra"
# nasainy notazomina tao ... izy
DH: "nibaiko ireo miaramila hitazona azy izy"