# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny "izy"voalohany sy faharoa dia manondro ny Governora Feliksa, ary ny "izaho" dia manondro an'i Paoly, ny "izy" farany dia manondro an'i Governora Feliksa. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny teny hoe: "anao"dia manondro an'i Paoly. # nanontany ny faritany izay niavian' i Paoly izy DH: "nanontany an'i Paoly izy, 'Avy amin'ny faritany aiza ianao?" # Rehefa fantany fa avy any Kilikia izy, 35dia niteny hoe: DH: "Hoy i Paoly hoe: 'Avy any Kilikia aho'. Avy eo dia hoy ny Governora" # Izaho dia haheno tanteraka anao "Ho henoiko izay lazainao rehetra" # nasainy notazomina tao ... izy DH: "nibaiko ireo miaramila hitazona azy izy"