plt_tn/act/23/34.md

688 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny "izy"voalohany sy faharoa dia manondro ny Governora Feliksa, ary ny "izaho" dia manondro an'i Paoly, ny "izy" farany dia manondro an'i Governora Feliksa.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny teny hoe: "anao"dia manondro an'i Paoly.

nanontany ny faritany izay niavian' i Paoly izy

DH: "nanontany an'i Paoly izy, 'Avy amin'ny faritany aiza ianao?"

Rehefa fantany fa avy any Kilikia izy, 35dia niteny hoe:

DH: "Hoy i Paoly hoe: 'Avy any Kilikia aho'. Avy eo dia hoy ny Governora"

Izaho dia haheno tanteraka anao

"Ho henoiko izay lazainao rehetra"

nasainy notazomina tao ... izy

DH: "nibaiko ireo miaramila hitazona azy izy"