plt_tn/act/22/09.md

388 B

izy ireo dia tsy nahafantatra ilay feony izay niteny tamiko

DH: "Tsy azon'izy ireo izay nolazain'ilay iray niresaka tamiko"

Tsy nahita noho'ny famirapiratan'izany fahazavana izany aho

"Izaho dia lasa jamba satria noho ilay taratry ilay hazavana"

notantanan'ireo izay niaraka tamiko, ka dia tonga tany Damaskosy aho.

DH: "nitarika ahy ho any Damaskosy ireo izay niaraka tamiko"