# izy ireo dia tsy nahafantatra ilay feony izay niteny tamiko DH: "Tsy azon'izy ireo izay nolazain'ilay iray niresaka tamiko" # Tsy nahita noho'ny famirapiratan'izany fahazavana izany aho "Izaho dia lasa jamba satria noho ilay taratry ilay hazavana" # notantanan'ireo izay niaraka tamiko, ka dia tonga tany Damaskosy aho. DH: "nitarika ahy ho any Damaskosy ireo izay niaraka tamiko"