plt_tn/act/22/09.md

12 lines
388 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# izy ireo dia tsy nahafantatra ilay feony izay niteny tamiko
DH: "Tsy azon'izy ireo izay nolazain'ilay iray niresaka tamiko"
# Tsy nahita noho'ny famirapiratan'izany fahazavana izany aho
"Izaho dia lasa jamba satria noho ilay taratry ilay hazavana"
# notantanan'ireo izay niaraka tamiko, ka dia tonga tany Damaskosy aho.
DH: "nitarika ahy ho any Damaskosy ireo izay niaraka tamiko"