plt_tn/act/22/01.md

20 lines
499 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Niresaka tamin'ireo vahoaka tao Jerosalema i Paoly.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny andininy faha-2 dia manome fampahafantarana.
# Ry rahalahy sy ry ray
Izany dia fahalalam-pomba rehefa miresaka amin'ireo lehilahy izay mitovy taona amin'i Paoly ary ireo mpihaino efa nahazo taona.
# hataoko aminareo ankehitriny
"hoazavaiko aminareo ankehitriny" na "ho asehoko aminareo ankehitriny"
# ny teny Hebreo
ny teny Hebreo no teny nampiasain'ireo Jiosy.