plt_tn/act/22/01.md

499 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Niresaka tamin'ireo vahoaka tao Jerosalema i Paoly.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny andininy faha-2 dia manome fampahafantarana.

Ry rahalahy sy ry ray

Izany dia fahalalam-pomba rehefa miresaka amin'ireo lehilahy izay mitovy taona amin'i Paoly ary ireo mpihaino efa nahazo taona.

hataoko aminareo ankehitriny

"hoazavaiko aminareo ankehitriny" na "ho asehoko aminareo ankehitriny"

ny teny Hebreo

ny teny Hebreo no teny nampiasain'ireo Jiosy.