# Fampifandraisana ny foto-kevitra Niresaka tamin'ireo vahoaka tao Jerosalema i Paoly. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny andininy faha-2 dia manome fampahafantarana. # Ry rahalahy sy ry ray Izany dia fahalalam-pomba rehefa miresaka amin'ireo lehilahy izay mitovy taona amin'i Paoly ary ireo mpihaino efa nahazo taona. # hataoko aminareo ankehitriny "hoazavaiko aminareo ankehitriny" na "ho asehoko aminareo ankehitriny" # ny teny Hebreo ny teny Hebreo no teny nampiasain'ireo Jiosy.