plt_tn/act/21/34.md

323 B

nasainy nentina ho any amin'ny rova i Paoly

DH: "Nanome baiko ireo miaramilany izy mba hitondra an'i Paoly"

rova

Io rova io dia mifandray amin'ny tokotanin'ny tempoly.

Rehefa tonga teo amin'ny tohatra izy, dia nentin'ireo miaramila izy

DH: "Rehefa tonga teo amin'ny tohatra izy, dia nolanjan'ireo miaramila izy"