# nasainy nentina ho any amin'ny rova i Paoly DH: "Nanome baiko ireo miaramilany izy mba hitondra an'i Paoly" # rova Io rova io dia mifandray amin'ny tokotanin'ny tempoly. # Rehefa tonga teo amin'ny tohatra izy, dia nentin'ireo miaramila izy DH: "Rehefa tonga teo amin'ny tohatra izy, dia nolanjan'ireo miaramila izy"