plt_tn/act/21/34.md

12 lines
323 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nasainy nentina ho any amin'ny rova i Paoly
DH: "Nanome baiko ireo miaramilany izy mba hitondra an'i Paoly"
# rova
Io rova io dia mifandray amin'ny tokotanin'ny tempoly.
# Rehefa tonga teo amin'ny tohatra izy, dia nentin'ireo miaramila izy
DH: "Rehefa tonga teo amin'ny tohatra izy, dia nolanjan'ireo miaramila izy"