plt_tn/act/21/32.md

16 lines
446 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny "izy" eto dia manondro ilay kapiteny lehiben' ny mpiambina izay voatonona ao amin'ny 21:30.
# nasainy nofatorana tamin'ny rojo vy roa izy
DH: "nibaiko ireo miaramilany hamatotra azy"
# nanontany izy hoe iza izy ary inona no nataony
DH: "nanontany izy hoe: "Iza io lehilahy io? inona no nataony?"
# nanontany izy hoe iza izy
Ilay kapiteny lehibe dia niresaka tamin'ireo vahoaka fa tsy i Paoly.