plt_tn/act/21/32.md

446 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny teny "izy" eto dia manondro ilay kapiteny lehiben' ny mpiambina izay voatonona ao amin'ny 21:30.

nasainy nofatorana tamin'ny rojo vy roa izy

DH: "nibaiko ireo miaramilany hamatotra azy"

nanontany izy hoe iza izy ary inona no nataony

DH: "nanontany izy hoe: "Iza io lehilahy io? inona no nataony?"

nanontany izy hoe iza izy

Ilay kapiteny lehibe dia niresaka tamin'ireo vahoaka fa tsy i Paoly.